FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 29:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa mpivahiny sy mpiavy+ izahay eo anatrehanao, tahaka ny razanay rehetra. Toy ny aloka ihany ny andronay etỳ an-tany,+ ka tsy misy antenaina.

  • Salamo 39:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Henoy ny vavaka ataoko, Jehovah ô,

      Ary aoka ianao hanongilan-tsofina rehefa miantso vonjy aho.+

      Aza odian-tsy hita ny ranomasoko.+

      Fa mpivahiny ihany aho eo anatrehanao,+

      Ary mpiavy toy ny razako rehetra.+

  • 1 Petera 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ry malala, mananatra anareo vahiny sy mpivahiny+ aho mba hifadianareo hatrany ny fanirian’ny nofo.+ Izany faniriana izany indrindra no misakana anareo tsy hahazo ny fiainana.*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara