Nomery 35:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Omeo baiko ny zanak’Israely hanome tanàna avy amin’ny lovan’izy ireo, mba honenan’ny Levita.+ Homen’izy ireo ho an’ny Levita koa ny kijana rehetra manodidina an’ireo tanàna ireo.+ Nomery 35:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Avy amin’ny fananan’ny zanak’Israely ireo tanàna homenareo ireo.+ Izay manana betsaka no hakanareo betsaka, ary izay manana kely no hakanareo kely.+ Samy hanome amin’ny tanànany avy ho an’ny Levita ny foko tsirairay, arakaraka ny lovany izay halainy ho fananany.” Josoa 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ka niteny tamin’izy ireo tao Silo,+ tany Kanana, nanao hoe: “Efa nandidy tamin’ny alalan’i Mosesy i Jehovah fa homena tanàna honenana izahay, ary koa kijana ho an’ny biby fiompinay.”+
2 “Omeo baiko ny zanak’Israely hanome tanàna avy amin’ny lovan’izy ireo, mba honenan’ny Levita.+ Homen’izy ireo ho an’ny Levita koa ny kijana rehetra manodidina an’ireo tanàna ireo.+
8 Avy amin’ny fananan’ny zanak’Israely ireo tanàna homenareo ireo.+ Izay manana betsaka no hakanareo betsaka, ary izay manana kely no hakanareo kely.+ Samy hanome amin’ny tanànany avy ho an’ny Levita ny foko tsirairay, arakaraka ny lovany izay halainy ho fananany.”
2 ka niteny tamin’izy ireo tao Silo,+ tany Kanana, nanao hoe: “Efa nandidy tamin’ny alalan’i Mosesy i Jehovah fa homena tanàna honenana izahay, ary koa kijana ho an’ny biby fiompinay.”+