FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Tsy azo amidy ny kijana+ manodidina ny tanànany, satria lovany mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.

  • Josoa 21:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nomen’ny Israelita tanàna sy kijana avy tamin’ny lovany+ ny Levita,+ araka ny baikon’i Jehovah.

  • Josoa 21:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nomena azy i Kiriata-arba,+ izany hoe Hebrona,+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Joda,+ mbamin’ny kijana manodidina azy. Izany Arba izany no rain’i Anàka.+

  • 1 Tantara 6:64
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 64 Koa nomen’ny zanak’Israely ho an’ny Levita+ ireo tanàna ireo sy ny kijanany.+

  • 2 Tantara 11:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa nandao ny kijanany+ sy ny fananany+ ny Levita, ka nankany Joda sy Jerosalema+ satria nesorin’i+ Jeroboama+ sy ny zanany tsy ho mpisoron’i Jehovah izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara