FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ho voaozona anie ny fahatezeran’izy ireo+ satria lozabe,+ ary ny fisafoahany satria masiaka!+ Hozarazaraiko eny amin’ny tanin’i Jakoba sy haparitako any amin’ny Israely izy ireo.+

  • Levitikosy 25:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 “‘Izao kosa no atao amin’ny tanànan’ny Levita: Manan-jo hanavotra ny trano ao amin’ny tanàna misy ny lovany+ ny Levita mandritra ny fotoana tsy voafetra.+

  • Deoteronomia 18:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Tsy hisy anjara na lova eo amin’ny Israely ho lasa fananan’ny mpisorona sy ny Levita, izany hoe ny fokon’i Levy manontolo.+ Ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah, eny, ny anjaran’Andriamanitra no hohanin’izy ireo.+

  • Josoa 14:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Efa lasa foko roa koa ny taranak’i Josefa,+ dia i Manase+ sy Efraima.+ Tsy nomena anjara tao amin’ilay tany kosa ny Levita, afa-tsy tanàna+ honenana mbamin’ny kijanany ihany ho an’ny biby fiompiny sy ny fananany.+

  • Josoa 21:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 ka niteny tamin’izy ireo tao Silo,+ tany Kanana, nanao hoe: “Efa nandidy tamin’ny alalan’i Mosesy i Jehovah fa homena tanàna honenana izahay, ary koa kijana ho an’ny biby fiompinay.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara