FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 89:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Andriamanitra tokony hohajaina izy, eo anivon’ireo masina mpinamana akaiky.+

      Be voninahitra sy mendrika hatahorana izy, eo amin’izay rehetra manodidina azy.+

  • Ohabolana 8:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+

  • Hebreo 12:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Koa satria hahazo fanjakana tsy azo hozongozonina+ isika, dia aoka hohazonintsika ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa izay entintsika manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra amin’ny fomba ankasitrahany, amin-tahotra sy amim-panajana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara