Levitikosy 26:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary izaho kosa nanohitra azy,+ ka nitondra azy tany amin’ny tanin’ny fahavalony.+ “‘Angamba mba hanetry tena+ ihany ny fony tsy voafora,+ ka hanonitra ny fahadisoany izy. Nomery 14:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Efapolo andro+ no nijerenareo taratra an’ilay tany, nefa efapolo taona kosa no hizakanareo ny vokatry ny fahadisoanareo,+ satria ny andro iray hosoloana taona iray.+ Dia ho fantatrareo izany atao hoe tafasaraka amiko izany.+
41 Ary izaho kosa nanohitra azy,+ ka nitondra azy tany amin’ny tanin’ny fahavalony.+ “‘Angamba mba hanetry tena+ ihany ny fony tsy voafora,+ ka hanonitra ny fahadisoany izy.
34 Efapolo andro+ no nijerenareo taratra an’ilay tany, nefa efapolo taona kosa no hizakanareo ny vokatry ny fahadisoanareo,+ satria ny andro iray hosoloana taona iray.+ Dia ho fantatrareo izany atao hoe tafasaraka amiko izany.+