FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 5:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hanonitra ilay zavatra nalainy ilay olona nanota tamin’ny toerana masina, ary mbola hanampy ampahadiminy+ izy. Dia homeny an’ilay mpisorona izany mba handrakofany+ ny fahotan’ilay olona, amin’ny alalan’ilay ondrilahy atao fanatitra noho ny heloka, ary havela ny helony.+

  • Levitikosy 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 na izay zavatra rehetra nianianany lainga. Honerany+ manontolo izany, sady mbola hampiany ampahadiminy. Ny tompon’ilay zavatra no homeny izany, amin’ny andro ahitana fa meloka izy.

  • Levitikosy 22:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “‘Raha misy olona nihinana tsy nahy+ tamin’ny zava-masina, dia tsy maintsy honerany izany. Ary homeny ny mpisorona izany, sady mbola hampiany ampahadiminy.+

  • Levitikosy 27:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa raha avotan’ilay nanamasina azy ilay tany, dia hanome ny vidiny nanombanana azy izy, sady mbola hampiany ampahadiminy, ka ho azy ilay tany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara