Levitikosy 6:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Andrahoina ao anaty lasitra ilay izy rehefa avy nasiana menaka.+ Efa nafangaro tsara ilay izy vao hoentinao. Mofo efa voatapatapaka no mofon’ny fanatitra varimbazaha hatolotrao ho hanitra mampitony an’i Jehovah. Nomery 28:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hatolotrao eo anelanelan’ny takariva roa ny ondrilahy kely iray, miaraka amin’ny fanatitra varimbazaha toy ilay amin’ny maraina, sy ny fanatitra zava-pisotro toy ilay teo aloha, ho fanatitra atao anaty afo, ho hanitra mampitony an’i Jehovah.+
21 Andrahoina ao anaty lasitra ilay izy rehefa avy nasiana menaka.+ Efa nafangaro tsara ilay izy vao hoentinao. Mofo efa voatapatapaka no mofon’ny fanatitra varimbazaha hatolotrao ho hanitra mampitony an’i Jehovah.
8 Ary hatolotrao eo anelanelan’ny takariva roa ny ondrilahy kely iray, miaraka amin’ny fanatitra varimbazaha toy ilay amin’ny maraina, sy ny fanatitra zava-pisotro toy ilay teo aloha, ho fanatitra atao anaty afo, ho hanitra mampitony an’i Jehovah.+