FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “‘Izao no lalàna momba ny fanatitra varimbazaha:+ Atolory eo anatrehan’i Jehovah eo anoloan’ny alitara izany, ry zanakalahin’i Arona.

  • Levitikosy 9:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Avy eo, dia natolony ny fanatitra varimbazaha+ ary nakany eran-tanan’ila, ka nodorany teo ambony alitara mba hidona-tsetroka. Ankoatra an’ilay fanatitra dorana tamin’ny maraina izany.+

  • Nomery 15:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 dia hanome fanatitra varimbazaha ho an’i Jehovah koa ilay manolotra fanatitra. Lafarinina tsara toto+ ampahafolon’ny efaha, sady nafangaro menaka ampahefatry ny hina,* ilay fanatitra varimbazaha.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara