3 “‘Raha ny mpisorona voahosotra+ no manota+ ka mahameloka ny vahoaka, dia hanolotra vantotr’ombilahy tsy misy kilema ho an’i Jehovah izy noho ny fahotany,+ ho fanatitra noho ny ota.
6 “Hanolotra an’ilay omby atao fanatitra noho ny ota i Arona, dia ilay ho an’ny tenany.+ Ary handrakotra+ ny fahotan’ny tenany+ sy ny an’ny fokony+ izy.
19 “‘Makà vantotr’ombilahy iray avy amin’ny biby vaventy ho fanatitra noho ny ota,+ ka omeo ny Levita mpisorona+ taranak’i Zadoka,+ dia ireo manatona+ mba hanompo ahy’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.