FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary ny mpisorona handrakotra+ ny fahotan’ilay olona, eo anatrehan’i Jehovah, ka havela ny helony, na inona na inona mety ho nataony ka nahameloka azy.”

  • Levitikosy 6:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Tsy tokony hohanina anefa ny fanatitra noho ny ota, izay nakana ra+ hoentina ao amin’ny tranolay fihaonana, mba handrakofam-pahotana ao amin’ny toerana masina. Hodorana kosa ilay fanatitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara