FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Ary alaivo ny tavin’ilay ondry sy ny rambony matavy,+ ary ny taviny manarona ny tsinainy, sy ny taviny eo amin’ny atiny, sy ny voa roa mbamin’ny taviny eo amboniny, ary ny feny ankavanana.+ Atao sorona mba hametrahana mpisorona eo amin’ny toerany mantsy io ondrilahy io.+

  • Levitikosy 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary hatolotr’ilay olona ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah ny tavin’ilay sorona iombonana.+ Fa ny rambony matavy+ kosa hesoriny manontolo, manomboka eo amin’ny taolan-damosin’ilay ondry. Hesoriny koa ny taviny manarona ny tsinainy, eny, ny taviny rehetra eo amin’ny tsinainy,+

  • Levitikosy 8:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary nalainy ny tavin’ilay ondry sy ny rambony matavy, sy ny taviny rehetra teo amin’ny tsinainy+ sy ny taviny teo amin’ny aty sy ny voa roa sy ny tavin’ireo ary ny feny ankavanana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara