29 Ary nalain’i Mosesy ny tratran’ilay+ ondry ka nahetsiketsiny ho fanatitra ahetsiketsika eo anatrehan’i Jehovah.+ Anjaran’i+ Mosesy avy tamin’ilay ondrilahy izay atao sorona mba hametrahana mpisorona eo amin’ny toerany izany, araka izay nandidian’i Jehovah.