Levitikosy 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ilay mpisorona manolotra izany noho ny ota no hihinana izany,+ ao amin’ny toerana masina,+ eo an-tokotanin’ny+ tranolay fihaonana. Levitikosy 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny lahy rehetra, izay mpisorona, no hihinana izany,+ ka ao amin’ny toerana masina no hihinanany azy. Zavatra masina indrindra izany.+ Ezekiela 44:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izy ireo no hihinana ny fanatitra varimbazaha sy ny fanatitra noho ny ota ary ny fanatitra noho ny heloka.+ Ary ho lasan’izy ireo izay zavatra voatokana rehetra eo amin’ny Israely.+
26 Ilay mpisorona manolotra izany noho ny ota no hihinana izany,+ ao amin’ny toerana masina,+ eo an-tokotanin’ny+ tranolay fihaonana.
6 Ny lahy rehetra, izay mpisorona, no hihinana izany,+ ka ao amin’ny toerana masina no hihinanany azy. Zavatra masina indrindra izany.+
29 Izy ireo no hihinana ny fanatitra varimbazaha sy ny fanatitra noho ny ota ary ny fanatitra noho ny heloka.+ Ary ho lasan’izy ireo izay zavatra voatokana rehetra eo amin’ny Israely.+