FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hoy i Mosesy tamin’i Arona sy tamin’i Eleazara sy Itamara zanany lahy: “Aza avela hisavoritaka ny volonareo,+ ary aza rovitina ny akanjonareo, mba tsy ho faty ianareo, ary mba tsy ho tezitra amin’ny vahoaka manontolo izy.+ Fa ny rahalahinareo, dia ny taranak’Israely manontolo, no hitomany noho ny namonoan’i Jehovah azy roa lahy tamin’ny afo.

  • Levitikosy 21:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “‘Ny mpisoronabe eo anivon’ny rahalahiny dia tsy hamela ny volony hisavoritaka,+ sady tsy handrovitra ny akanjony.+ Efa nandrarahana menaka masina fanosorana mantsy ny lohany,+ ary efa nomena fahefana* hanao ny akanjon’ny mpisoronabe+ izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara