FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary alaivo ny taviny+ rehetra manarona ny tsinainy,+ sy ny taviny eo amin’ny atiny,+ ary ny voa roa mbamin’ny taviny eo amboniny, ka dory eo ambony alitara mba hidona-tsetroka.+

  • Levitikosy 7:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Aza mihinana tavin-kenan’omby, na tavin-kenan’ny vantotr’ondrilahy, na tavin-kenan’osy.+

  • Levitikosy 7:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary hoentiny ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah ny tavin-kena+ sy ny tratran’ilay biby. Hoentiny ilay tratrany sy ny tavin-kena, ka hahetsiketsiny* ho fanatitra ahetsiketsika+ eo anatrehan’i Jehovah.

  • 1 Mpanjaka 8:64
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 64 Tamin’izay andro izay dia voatery nohamasinin’ny mpanjaka ny afovoan’ny tokotany teo anoloan’ny tranon’i Jehovah,+ satria teo no voatery nanolorany ny sorona dorana sy ny fanatitra varimbazaha ary ny tavin’ny sorona iombonana. Kely loatra mantsy ilay alitara varahina,+ izay teo anatrehan’i Jehovah, ka tsy antonona teo ny sorona dorana sy ny fanatitra varimbazaha ary ny tavin’ireo+ sorona iombonana.

  • Ezekiela 44:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “‘Hanatona mba hanompo ahy ireo Levita mpisorona+ taranak’i Zadoka,+ izay niandraikitra ny toerako masina fony naniasia nanalavitra ahy ny zanak’Israely.+ Dia hitsangana eo anatrehako+ izy ireo mba hanolotra tavin-kena+ sy ra’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara