FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Raha misy vehivavy mitoe-jaza+ ka tera-dahy, dia haloto fito andro izy, toy ny amin’ireo andro ahalotoany rehefa tonga fotoana.+

  • Levitikosy 12:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “‘Fa raha tera-bavy kosa izy, dia haloto efatra ambin’ny folo andro, toy ny mandritra ny fadimbolany. Dia hanadio ny tenany mandritra ny enina amby enimpolo andro fanampiny izy, noho ny rany.

  • Levitikosy 15:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ny fandriana atoriany amin’ireo andro isian’ny ra mandeha aminy dia haloto tahaka ny fandriana atoriany mandritra ny fahalotoany noho ny fadimbolany.+ Haloto tahaka ny fahalotoany noho ny fadimbolany koa ny zavatra nipetrahany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara