Levitikosy 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Raha misy vehivavy mitoe-jaza+ ka tera-dahy, dia haloto fito andro izy, toy ny amin’ireo andro ahalotoany rehefa tonga fotoana.+ Levitikosy 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Raha misy zavatra mandeha avy amin’ny vehivavy, ka ra no mandeha,+ dia haloto fito andro izy noho izany fahalotoany+ avy amin’ny fadimbolany+ izany. Ary haloto mandra-paharivan’ny andro izay olona mikasika azy.
2 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Raha misy vehivavy mitoe-jaza+ ka tera-dahy, dia haloto fito andro izy, toy ny amin’ireo andro ahalotoany rehefa tonga fotoana.+
19 “‘Raha misy zavatra mandeha avy amin’ny vehivavy, ka ra no mandeha,+ dia haloto fito andro izy noho izany fahalotoany+ avy amin’ny fadimbolany+ izany. Ary haloto mandra-paharivan’ny andro izay olona mikasika azy.