FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 5:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Raha misy olona* manota, ka mandika ny iray amin’ireo zavatra andraran’i Jehovah, eny fa na tsy fantany aza izany,+ dia meloka ihany izy ka hampamoahina noho ny fahadisoany.+

  • Nomery 15:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ny mpisorona kosa handrakotra ny fahotan’ilay olona* nanao fahadisoana, izay nanota tsy nahy teo anatrehan’i Jehovah, mba handrakofana ny fahotany. Dia havela ny helony.+

  • Salamo 119:67
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  67 Nanota tsy nahy+ aho talohan’ny nahitako fahoriana,

      Fa efa mitandrina ny teninao kosa aho izao.+

  • Galatianina 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ry rahalahy isany, raha misy olona sendra manao fahadisoana+ nefa tsy fantany akory, dia aoka izay olona araka ny fanahy+ eo aminareo hiezaka hanitsy azy amim-pahalemem-panahy.+ Etsy an-danin’izany koa anefa, dia aoka ny tsirairay aminareo mba hitandrin-tena tsara+ sao halaim-panahy ihany.+

  • Jakoba 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Na iza na iza mitandrina ny Lalàna rehetra, nefa diso amin’ny iray monja, dia manjary meloka amin’izy rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara