Levitikosy 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Raha misy olona*+ manota tsy nahy,+ ka mandika ny iray amin’ireo zavatra andraran’i Jehovah, ary tena nanao izany tokoa, dia izao atao: Deoteronomia 27:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Voaozona izay tsy mampanan-kery ny teny ato amin’ity lalàna ity sy tsy mankatò izany.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’ Galatianina 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa voaozona izay rehetra miantehitra amin’ny asan’ny lalàna, satria voasoratra hoe: “Voaozona izay tsy maharitra mankatò ny zavatra rehetra voasoratra ao amin’ny horonam-boky misy ny Lalàna.”+
2 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Raha misy olona*+ manota tsy nahy,+ ka mandika ny iray amin’ireo zavatra andraran’i Jehovah, ary tena nanao izany tokoa, dia izao atao:
26 “‘Voaozona izay tsy mampanan-kery ny teny ato amin’ity lalàna ity sy tsy mankatò izany.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’
10 Fa voaozona izay rehetra miantehitra amin’ny asan’ny lalàna, satria voasoratra hoe: “Voaozona izay tsy maharitra mankatò ny zavatra rehetra voasoratra ao amin’ny horonam-boky misy ny Lalàna.”+