Salamo 141:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha mamely ahy ny olo-marina, dia raisiko ho hatsaram-panahy feno fitiavana izany.+Ary raha mananatra ahy izy, dia toy ny menaka ahosotra amin’ny loha izany+Ka tsy holavin’ny lohako.+Fa hivavaka ho azy mihitsy aza aho raha misy loza manjo azy.+ Ohabolana 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aza mananatra ny mpaniratsira sao ho halany ianao.+ Anaro kosa ny hendry dia ho tiany ianao.+ Matio 18:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Raha manota ny rahalahinao, dia mankanesa any aminy, ka rehefa mitokana ianareo, dia ampahafantaro azy ny fahadisoany.+ Raha mihaino anao izy, dia hahatafaverina ny rahalahinao ianao.+ Galatianina 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Rehefa tonga tany Antiokia+ anefa i Kefasy,+ dia nanohitra azy imasoimaso aho satria hita fa meloka izy.+ 1 Timoty 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary anaro+ eo imason’ny rehetra ny olona zatra manota,+ mba hatahotra koa ny sisa.+ Titosy 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Marina izany fanambarana izany. Koa anaro mafy+ hatrany izy ireny mba hatanjaka+ amin’ny finoana,
5 Raha mamely ahy ny olo-marina, dia raisiko ho hatsaram-panahy feno fitiavana izany.+Ary raha mananatra ahy izy, dia toy ny menaka ahosotra amin’ny loha izany+Ka tsy holavin’ny lohako.+Fa hivavaka ho azy mihitsy aza aho raha misy loza manjo azy.+
15 “Raha manota ny rahalahinao, dia mankanesa any aminy, ka rehefa mitokana ianareo, dia ampahafantaro azy ny fahadisoany.+ Raha mihaino anao izy, dia hahatafaverina ny rahalahinao ianao.+
11 Rehefa tonga tany Antiokia+ anefa i Kefasy,+ dia nanohitra azy imasoimaso aho satria hita fa meloka izy.+