Ohabolana 28:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izay mananatra+ no hahazo sitraka kokoa noho izay manao teny fandokafana. Efesianina 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ary aza miaraka+ amin’izy ireny intsony amin’ny fanaovana ny asan’ny haizina+ tsy mahavoka-tsoa, fa aleo kosa tsy mankasitraka+ izany. Titosy 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 mitana mafy ilay teny azo antoka rehefa mampianatra,+ mba hahaizany handrisika ny hafa amin’ny fampianarana mahasoa+ sy hahaizany hananatra+ an’izay manohitra. Titosy 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Marina izany fanambarana izany. Koa anaro mafy+ hatrany izy ireny mba hatanjaka+ amin’ny finoana, Apokalypsy 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Izay rehetra iraiketan’ny foko no anariko sy faiziko.+ Koa aoka ianao hafana fo sy hibebaka.+
11 ary aza miaraka+ amin’izy ireny intsony amin’ny fanaovana ny asan’ny haizina+ tsy mahavoka-tsoa, fa aleo kosa tsy mankasitraka+ izany.
9 mitana mafy ilay teny azo antoka rehefa mampianatra,+ mba hahaizany handrisika ny hafa amin’ny fampianarana mahasoa+ sy hahaizany hananatra+ an’izay manohitra.