Levitikosy 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary hodoran’ny mpisorona eo ambony alitara izany rehetra izany mba hidona-tsetroka+ ho sakafo,+ ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah. Malakia 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “‘Noho ianareo manolotra mofo+ voaloto eo amin’ny alitarako.’ “‘Dia hoy ianareo: “Tamin’inona no nandotoanay anao?”’ “‘Noho ianareo milaza hoe: “Tsisy ilana azy+ ny latabatr’i+ Jehovah.”
11 Ary hodoran’ny mpisorona eo ambony alitara izany rehetra izany mba hidona-tsetroka+ ho sakafo,+ ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.
7 “‘Noho ianareo manolotra mofo+ voaloto eo amin’ny alitarako.’ “‘Dia hoy ianareo: “Tamin’inona no nandotoanay anao?”’ “‘Noho ianareo milaza hoe: “Tsisy ilana azy+ ny latabatr’i+ Jehovah.”