FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 22:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “‘Raha misy manolotra sorona iombonana+ ho an’i Jehovah mba hanefana voady+ na ho fanatitra an-tsitrapo, dia tokony ho biby tsy misy kilema izany, na omby na ondry na osy, mba hahazoany sitraka. Tsy tokony hanan-takaitra mihitsy izany.

  • Romanina 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa miangavy anareo aho, ry rahalahy, noho ny fangoraham-pon’Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo+ ho sorona+ velona+ sy masina+ ary ankasitrahan’Andriamanitra.+ Izany dia fanompoana masina+ ampiasanareo ny sainareo.+

  • Efesianina 5:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Izany dia mba hanolorany azy io ho an’ny tenany ihany ho fiangonana ao anatin’ny famirapiratany,+ sy tsy misy pentina na ketrona na zavatra toy izany, fa mba ho fiangonana masina sy tsy misy tsiny kosa.+

  • Hebreo 7:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary mpisoronabe toy izany no mety amintsika,+ eny, mpisoronabe tsy mivadika,+ tso-po,+ tsy misy loto,+ tafasaraka amin’ny mpanota,+ ary nanjary avo noho ny lanitra.+

  • Apokalypsy 14:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 ary tsy nisy lainga hita teo am-bavany+ sady tsy nisy tsiny+ ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara