Nomery 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nitsangana i Kora,+ zanak’i Jizara,+ zanak’i Kehata,+ zanak’i Levy,+ mbamin’i Datana+ sy Abirama,+ zanak’i Eliaba,+ ary Ona zanak’i Peleta, izay samy taranak’i Robena.+ Nomery 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary nampiantsoin’i Mosesy i Datana sy Abirama+ zanak’i Eliaba, nefa hoy izy roa lahy: “Tsy hiakatra any izahay!+ Nomery 16:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia niala avy hatrany teny akaikin’ny tranolain’i Kora sy Datana ary Abirama ny olona. Ary nivoaka i Datana sy Abirama, ka nijoro teo amin’ny fidirana amin’ny tranolainy,+ niaraka tamin’ny vadiny sy ny zanany mbamin’ny zanany madinika. Salamo 106:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nisokatra ny tany ka nitelina an’i Datana,+Sy nanarona an’ireo olon’i Abirama.+
16 Ary nitsangana i Kora,+ zanak’i Jizara,+ zanak’i Kehata,+ zanak’i Levy,+ mbamin’i Datana+ sy Abirama,+ zanak’i Eliaba,+ ary Ona zanak’i Peleta, izay samy taranak’i Robena.+
12 Ary nampiantsoin’i Mosesy i Datana sy Abirama+ zanak’i Eliaba, nefa hoy izy roa lahy: “Tsy hiakatra any izahay!+
27 Dia niala avy hatrany teny akaikin’ny tranolain’i Kora sy Datana ary Abirama ny olona. Ary nivoaka i Datana sy Abirama, ka nijoro teo amin’ny fidirana amin’ny tranolainy,+ niaraka tamin’ny vadiny sy ny zanany mbamin’ny zanany madinika.