FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 26:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “Ary manaova ridao+ amin’ny kofehy manga, sy volonondry volomparasy somary mena, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara. Dia horavahana kerobima+ atao peta-kofehy ilay ridao,

  • Eksodosy 36:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ary nanao ridao+ izy, tamin’ny kofehy manga sy volonondry volomparasy somary mena sy kofehy mena midorehitra ary kofehy rongony miolana tsara. Ary noravahany kerobima+ natao peta-kofehy ilay ridao.

  • Eksodosy 40:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ao no hametrahanao ny Vata misy ny tenin’ny vavolombelona,+ ka sakano amin’ilay ridao+ ny lalana mankeo amin’ny Vata.

  • Levitikosy 16:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Ilazao i Arona rahalahinao mba tsy hiditra foana ao amin’ny toerana masina,+ izany hoe ao ambadiky ny ridao,+ eo anoloan’ny saron’ny Vata, sao ho faty izy.+ Ao anaty rahona+ mantsy no hisehoako eo ambonin’ilay sarony.+

  • Nomery 3:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary ny andraikitr’izy ireo+ dia ny Vata,+ sy ny latabatra,+ sy ny fitoeran-jiro,+ sy ireo alitara,+ sy ireo fitaovan’ny+ toerana masina nampiasainy tamin’ny fanompoana, ary ny lamba fanakonana,+ eny, ny zava-drehetra mifandray amin’izany fanompoana izany.

  • Hebreo 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa tao ambadik’ilay ridao+ faharoa kosa no nisy ilay efitra nantsoina hoe “ny Masina Indrindra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara