37 Ireo no voasoratra anarana+ tamin’ny fianakavian’ny Kehatita, dia izay rehetra nanompo tao amin’ny tranolay fihaonana. I Mosesy sy Arona no nanoratra ny anarany, araka ny baikon’i Jehovah nampitaina tamin’i Mosesy.
41 Ireo no voasoratra anarana tamin’ny fianakavian’ny taranak’i Gersona, dia izay rehetra nanompo tao amin’ny tranolay fihaonana. I Mosesy sy Arona no nanoratra ny anarany, araka ny baikon’i Jehovah.+
45 Ireo no voasoratra anarana tamin’ny fianakavian’ny taranak’i Merary. I Mosesy sy Arona no nanoratra ny anarany, araka ny baikon’i Jehovah nampitaina tamin’i Mosesy.+