FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 31:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Aoka ianao hampamirapiratra ny tavanao amin’ny mpanomponao.+

      Vonjeo aho, noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana.+

  • Salamo 67:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 67 Ho tsara fanahy amintsika sy hitahy antsika Andriamanitra.+

      Hampamirapiratra ny tavany amintsika izy,+ Sela.

  • Salamo 80:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Avereno ho toy ny taloha izahay, Andriamanitra ô!+

      Ampamirapirato ny tavanao mba hahavoavonjy anay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara