2 Samoela 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Raha vao namindra inenina ireo mpilanja+ ny Vata masin’i Jehovah, dia nanao sorona omby iray sy biby nohatavezina iray izy.+ 1 Tantara 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa nilanja+ ny Vata masin’Andriamanitra tamin’ny bao ny taranak’i Levy, ka nanao izany teo an-tsorony,+ araka izay nandidian’i Mosesy nifanaraka tamin’ny tenin’i Jehovah.
13 Raha vao namindra inenina ireo mpilanja+ ny Vata masin’i Jehovah, dia nanao sorona omby iray sy biby nohatavezina iray izy.+
15 Koa nilanja+ ny Vata masin’Andriamanitra tamin’ny bao ny taranak’i Levy, ka nanao izany teo an-tsorony,+ araka izay nandidian’i Mosesy nifanaraka tamin’ny tenin’i Jehovah.