FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Ary rehefa hiainga ny toby, dia tokony ho efa vitan’i Arona sy ny zanany lahy ny fandrakofana ny toerana masina+ mbamin’ny fitaovany rehetra.+ Aorian’izay vao hiditra ny taranak’i Kehata mba hilanja an’ireo,+ nefa tsy hikasika+ ny toerana masina izy ireo sao ho faty. Ireo zavatra ireo no anjara entan’ny taranak’i Kehata ao amin’ny tranolay fihaonana.+

  • Nomery 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy nomeny na inona na inona kosa anefa ny taranak’i Kehata, satria nolanjain’izy ireo teny an-tsorony+ ny fitaovana nampiasaina tao amin’ny toerana masina.+

  • Josoa 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ka nandidy ny vahoaka hoe: “Raha vao hitanareo ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitrareo, mbamin’ny Levita mpisorona milanja an’ilay Vata,+ dia mialà eo amin’izay misy anareo ka araho ilay izy,

  • 1 Tantara 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary hoy i Davida tamin’izay: “Tsy misy mahazo milanja ny Vata masin’Andriamanitra afa-tsy ny Levita ihany, satria izy ireo no nofidin’i Jehovah hilanja ny Vata masin’i Jehovah+ sy hanompo+ azy mandritra ny fotoana tsy voafetra.”

  • 1 Tantara 15:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa nilanja+ ny Vata masin’Andriamanitra tamin’ny bao ny taranak’i Levy, ka nanao izany teo an-tsorony,+ araka izay nandidian’i Mosesy nifanaraka tamin’ny tenin’i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara