FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 3:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary ny andraikitry ny taranak’i Gersona+ tao amin’ny tranolay fihaonana dia ny tranolay,+ sy ny rakony,+ sy ny lamba fanakonana+ an’ilay fidirana amin’ny tranolay fihaonana,

  • Nomery 3:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary ny andraikitr’izy ireo+ dia ny Vata,+ sy ny latabatra,+ sy ny fitoeran-jiro,+ sy ireo alitara,+ sy ireo fitaovan’ny+ toerana masina nampiasainy tamin’ny fanompoana, ary ny lamba fanakonana,+ eny, ny zava-drehetra mifandray amin’izany fanompoana izany.

  • Nomery 3:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ary ny andraikitry ny taranak’i Merary dia ny rafitry+ ny tranolay sy ny barany+ sy ny andry+ sy ny faladia itsatohany sy ny fitaovany rehetra,+ dia ny zava-drehetra mifandray amin’izany fanompoana izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara