Levitikosy 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “‘Asio sira daholo ny fanatitra varimbazaha haterinao.+ Aza avela tsy hisy siran’ny fifaneken’Andriamanitrao+ ny fanatitra varimbazaha. Aoka hanolotra sira miaraka amin’ny fanatitra rehetra ataonao ianao. 2 Tantara 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy fantatrareo angaha fa nomen’i Jehovah Andriamanitry ny Israely fanjakana i Davida+ sy ny taranany,+ mba hitondra ny Israely mandritra ny fotoana tsy voafetra?+ Ary nataony fifanekena maharitra*+ izany.
13 “‘Asio sira daholo ny fanatitra varimbazaha haterinao.+ Aza avela tsy hisy siran’ny fifaneken’Andriamanitrao+ ny fanatitra varimbazaha. Aoka hanolotra sira miaraka amin’ny fanatitra rehetra ataonao ianao.
5 Tsy fantatrareo angaha fa nomen’i Jehovah Andriamanitry ny Israely fanjakana i Davida+ sy ny taranany,+ mba hitondra ny Israely mandritra ny fotoana tsy voafetra?+ Ary nataony fifanekena maharitra*+ izany.