Eksodosy 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Izay mamely olona ka mahafaty azy, dia tsy maintsy vonoina ho faty.+ Nomery 35:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Raha fitaovana vy no namelezany an’ilay olona ka nahafaty azy, dia mpamono olona izy.+ Tsy maintsy vonoina ho faty ilay mpamono olona.+ Deoteronomia 27:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “‘Voaozona izay mamely avy ao amin’ny toeram-piafenany ka mahafaty olona.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’
16 “‘Raha fitaovana vy no namelezany an’ilay olona ka nahafaty azy, dia mpamono olona izy.+ Tsy maintsy vonoina ho faty ilay mpamono olona.+
24 “‘Voaozona izay mamely avy ao amin’ny toeram-piafenany ka mahafaty olona.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’