Levitikosy 23:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “‘Rehefa mijinja ny vokatry ny taninareo ianareo, dia aza jinjaina tanteraka ny sisin’ny sahanareo. Ary aza alaina ny vokatra navelan’ny mpijinja,+ fa avelao ho an’ny ory+ sy ny vahiny monina eo aminareo.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’” Rota 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Sintony hiala amin’ny amboara koa aza ny salohim-bary sasany, ka avelao eny hotsimponiny.+ Ary aza bedesina izy.” Salamo 41:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Sambatra izay miahy ny mahantra,+Fa i Jehovah hamonjy azy amin’ny andro mahory.+
22 “‘Rehefa mijinja ny vokatry ny taninareo ianareo, dia aza jinjaina tanteraka ny sisin’ny sahanareo. Ary aza alaina ny vokatra navelan’ny mpijinja,+ fa avelao ho an’ny ory+ sy ny vahiny monina eo aminareo.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’”
16 Sintony hiala amin’ny amboara koa aza ny salohim-bary sasany, ka avelao eny hotsimponiny.+ Ary aza bedesina izy.”