FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 19:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Aza jinjaina tanteraka ny sisin’ny sahanareo rehefa mijinja ny vokatry ny taninareo ianareo, ary aza alaina ny vokatra navelan’ny mpijinja.+

  • Deoteronomia 24:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Raha mijinja ny vokatrao any an-tsaha ianao,+ ka misy amboara hadinonao any, dia aza miverina haka izany. Tokony havela ho an’ny mpivahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena izany.+ Dia hotahin’i Jehovah ianao amin’izay rehetra ataon’ny tananao.+

  • Rota 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia lasa tany an-tsaha izy, ka nitsimpona izay navelan’ny mpijinja.+ Ary sendrasendra no nahatongavany teo amin’ny zaran-tanin’i Boaza,+ ilay avy amin’ny fianakavian’i Elimeleka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara