FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Any ianareo no hihinana eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo,+ sy hifaly amin’izay rehetra ataonareo,+ dia ianareo sy ny ankohonanareo, satria efa notahin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.

  • Salamo 32:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Mifalia amin’i Jehovah ry olo-marina, ary miravoravoa.+

      Mihobia ianareo rehetra mahitsy fo.+

  • Salamo 63:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Afa-po amin’ny tsara indrindra aho, eny, afa-po amin’ny matavy,+

      Ary molotra feno fihobiana no ideran’ny vavako anao.+

  • Salamo 68:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Fa ny olo-marina kosa, aoka hifaly+

      Sy ho dibo-kafaliana eo anatrehan’Andriamanitra,+

      Ary hiravoravo sy hifaly.+

  • Filipianina 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Mifalia hatrany ao amin’ny Tompo,+ eny, hoy indray aho: Mifalia!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara