28 ary ozona+ kosa, raha toa ianareo ka tsy mankatò ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo,+ fa mivily miala amin’ny lalana andidiako anareo anio ka manaraka andriamani-kafa tsy fantatrareo.
15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+