Eksodosy 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Farany, dia noraisiny ny bokin’ny fifanekena+ ka novakiny teo anatrehan’ny vahoaka.+ Dia hoy ireo: “Vonona hanao sy hankatò izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay.”+ Deoteronomia 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izao no voalazan’ny fifanekena nasain’i Jehovah nataon’i Mosesy tamin’ny zanak’Israely tany Moaba, ankoatra an’ilay fifanekena nifanaovany tamin’izy ireo tany Horeba.+ Nehemia 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Tsy nankatò+ anefa izy ireo, ary nikomy taminao+ sady tsy niraharaha ny lalànao.+ Novonoiny koa ny mpaminaninao,+ izay nampirisika azy hiverina aminao.+ Ary naniratsira anao tokoa izy ireo.+
7 Farany, dia noraisiny ny bokin’ny fifanekena+ ka novakiny teo anatrehan’ny vahoaka.+ Dia hoy ireo: “Vonona hanao sy hankatò izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay.”+
29 Izao no voalazan’ny fifanekena nasain’i Jehovah nataon’i Mosesy tamin’ny zanak’Israely tany Moaba, ankoatra an’ilay fifanekena nifanaovany tamin’izy ireo tany Horeba.+
26 “Tsy nankatò+ anefa izy ireo, ary nikomy taminao+ sady tsy niraharaha ny lalànao.+ Novonoiny koa ny mpaminaninao,+ izay nampirisika azy hiverina aminao.+ Ary naniratsira anao tokoa izy ireo.+