Malakia 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Ny fifanekena nataoko taminy no nanomezako azy fiainana sy fiadanana,+ mba hatahorany ahy. Ary natahotra ahy+ foana izy, eny, nihorohoro izy noho ny anarako.+
5 “Ny fifanekena nataoko taminy no nanomezako azy fiainana sy fiadanana,+ mba hatahorany ahy. Ary natahotra ahy+ foana izy, eny, nihorohoro izy noho ny anarako.+