5 Nitsangana teo anelanelanareo sy Jehovah aho tamin’izay,+ mba hilaza taminareo ny tenin’i Jehovah, fa natahotra ianareo noho ny afo, ka tsy niakatra tao an-tendrombohitra.+ Hoy izy tamin’izay:
9 Mbola tantarain’izy ireo foana mantsy ny nidiranay voalohany teo aminareo, sy ny nialanareo tamin’ny sampy+ ka nitodihanareo tamin’Andriamanitra mba hanompoana Andriamanitra velona+ sady tena izy,+