Nomery 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nidradradradra ny vahoaka manontolo. Ary nikiakiaka mafy nitomany ny olona,+ nandritra iny alina iny. Nomery 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nifampiresaka mihitsy aza izy ireo hoe: “Andao isika hanendry mpitarika, dia hiverina any Ejipta!”+ Salamo 106:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nohamavoin’izy ireo ilay tany mahafinaritra,+Ary tsy ninoany ny tenin’Andriamanitra.+
14 Dia nidradradradra ny vahoaka manontolo. Ary nikiakiaka mafy nitomany ny olona,+ nandritra iny alina iny.
4 Nifampiresaka mihitsy aza izy ireo hoe: “Andao isika hanendry mpitarika, dia hiverina any Ejipta!”+