Salamo 78:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa tsy nino an’Andriamanitra izy ireo,+Sady tsy natoky ny famonjeny.+ Salamo 106:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nohamavoin’izy ireo ilay tany mahafinaritra,+Ary tsy ninoany ny tenin’Andriamanitra.+ Hebreo 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa iza moa ireo nandre nefa mbola nahatonga fahatezerana mafy ihany?+ Tsy ireo rehetra nentin’i Mosesy nivoaka avy tany Ejipta ve?+ Hebreo 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa hitantsika, araka izany, fa tsy afaka niditra izy ireo noho ny tsy finoany.+ Joda 5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Efa fantatrareo ny zava-drehetra ka tsy mila averina intsony. Tiako ihany anefa ny hampahatsiahy+ anareo fa na dia novonjen’i Jehovah avy tany Ejipta aza ny vahoakany,+ dia naringany ihany tatỳ aoriana izay tsy nino.+
16 Fa iza moa ireo nandre nefa mbola nahatonga fahatezerana mafy ihany?+ Tsy ireo rehetra nentin’i Mosesy nivoaka avy tany Ejipta ve?+
5 Efa fantatrareo ny zava-drehetra ka tsy mila averina intsony. Tiako ihany anefa ny hampahatsiahy+ anareo fa na dia novonjen’i Jehovah avy tany Ejipta aza ny vahoakany,+ dia naringany ihany tatỳ aoriana izay tsy nino.+