-
Josoa 8:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Ary ny Israely rehetra sy ny anti-panahiny+ sy ny mpiadidy ary ny mpitsarany dia nitsangana teo amin’ny andaniny sy ankilany amin’ny Vata, teo anoloan’ny Levita mpisorona+ izay nilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah,+ mba hitso-drano+ ny vahoakan’Israely aloha. Koa nitsangana teo na ny vahiny na ny teratany,+ ka ny antsasany teo anoloan’ny Tendrombohitra Gerizima,+ ary ny antsasany teo anoloan’ny Tendrombohitra Ebala,+ araka izay nandidian’i Mosesy mpanompon’i Jehovah.+
-