FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary any amin’izay toerana+ hofidin’i Jehovah Andriamanitrareo hampitoerana ny anarany, no hanateranareo izay rehetra andidiako anareo, dia ny fanatitra dorana,+ sy ny sorona, sy ny ampahafolon-karena,+ sy ny fanomezan’ny+ tananareo, ary izay rehetra fidinareo hatao fanatitra fanefana voady,+ araka izay voady hataonareo amin’i Jehovah.

  • Deoteronomia 26:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Ary rehefa voatokanao manontolo ny ampahafolon’ny vokatrao+ amin’ilay taona fahatelo+ fanomezana ny ampahafolony, dia omeo ho an’ny Levita, sy ny mpivahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena izany. Ary hihinana izany ao an-tanànanao ireo, ka ho voky.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara