FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 14:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Aoka ho avy ny Levita+ satria tsy mba manana anjara na lova eo aminao izy, ary aoka koa ho avy ny mpivahiny+ sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena+ izay ao an-tanànanao, dia hihinana izy ireo ka ho voky. Dia hotahin’i Jehovah Andriamanitrao+ ianao amin’izay rehetra hataon’ny+ tananao.

  • Deoteronomia 28:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Handidy ny hitahiana ny fitehirizam-bokatrao+ sy izay rehetra ataonao+ i Jehovah, ka hotahiny tokoa ianao eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.

  • Ohabolana 11:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Hovalian-tsoa* ny olona* malala-tanana,+ ary izay manao soa be dia be, dia handray soa be dia be koa.+

  • Ohabolana 14:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Manota izay manao tsinontsinona ny namany,+ fa sambatra kosa izay miantra ny ory.+

  • Ohabolana 28:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Izay manome ho an’ny mahantra dia tsy hanan-java-mahory,+ fa izay manakimpy ny masony kosa ho voaozona imbetsaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara