FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 35:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “‘Izay mamely olona* ho faty dia hovonoina ho faty+ noho ny tenin’ny vavolombelona roa,+ fara fahakeliny, satria mpamono olona izy. Tsy afaka miampanga olona* mba hamonoana azy ho faty raha vavolombelona iray monja.

  • Matio 18:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Raha tsy mihaino kosa izy, dia ento miaraka aminao ny olona iray na roa, mba ho marim-pototra amin’ny tenin’ny vavolombelona roa na telo ny raharaha rehetra.+

  • Jaona 8:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Voasoratra ao amin’ny Lalànareo koa hoe: ‘Marina ny tenin’ny vavolombelona roa.’+

  • 2 Korintianina 13:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fanintelony+ izao no hankanesako atỳ aminareo. “Tsy maintsy atao marim-pototra amin’ny tenin’ny* vavolombelona roa na telo ny raharaha rehetra.”+

  • 1 Timoty 5:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Aza ekena izay fiampangana atao amin’ny anti-panahy, raha tsy misy porofo avy amin’ny vavolombelona roa na telo.+

  • Hebreo 10:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Izay olona tsy niraharaha ny lalàn’i Mosesy dia novonoina ho faty noho ny tenin’ny vavolombelona roa na telo, ka tsy nanehoana fangorahana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara