1 Mpanjaka 3:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary ren’ny Israely rehetra ilay didim-pitsarana+ navoakan’ny mpanjaka, ka natahotra azy izy ireo,+ satria hitan’izy ireo fa nanana ny fahendren’Andriamanitra+ hoenti-mitsara izy. Isaia 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mianara manao ny tsara,+ katsaho ny rariny,+ anaro ny mpampahory,+ omeo rariny ny kamboty ray,+ ary miadia ho an’ny mpitondratena.”+ Jeremia 5:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 ka nihanatavy+ sy mandimandina. Tafahoatra loatra ny ratsy vitany. Tsy mba nitsara araka ny hitsiny+ izy ireo, ary na ny kamboty ray aza tsy nomeny rariny.+ Amin’izay dia mahomby+ izy ireo. Tsy noraisiny an-tanana ny fitsarana ny mahantra.’”
28 Ary ren’ny Israely rehetra ilay didim-pitsarana+ navoakan’ny mpanjaka, ka natahotra azy izy ireo,+ satria hitan’izy ireo fa nanana ny fahendren’Andriamanitra+ hoenti-mitsara izy.
17 Mianara manao ny tsara,+ katsaho ny rariny,+ anaro ny mpampahory,+ omeo rariny ny kamboty ray,+ ary miadia ho an’ny mpitondratena.”+
28 ka nihanatavy+ sy mandimandina. Tafahoatra loatra ny ratsy vitany. Tsy mba nitsara araka ny hitsiny+ izy ireo, ary na ny kamboty ray aza tsy nomeny rariny.+ Amin’izay dia mahomby+ izy ireo. Tsy noraisiny an-tanana ny fitsarana ny mahantra.’”