15 Ankahalao ny ratsy ary tiavo ny tsara.+ Ary ampanjakao eo am-bavahady ny rariny,+ fa mety hamindra fo ihany amin’izay sisa amin’ny taranak’i Josefa+ i Jehovah Andriamanitry ny tafika.’+
8 Ry zanak’olombelona, efa nolazainy taminao izay tsara.+ Ary inona moa no takin’i Jehovah aminao, afa-tsy ny hanao ny rariny+ sy ny ho tia hatsaram-panahy+ ary ny hanetry tena+ rehefa miara-mandeha amin’Andriamanitrao?+