FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 31:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Raha nitoky tamin’ny volamena aho,

      Na niteny taminy hoe: ‘Ianao no ianteherako!’,+

  • Salamo 62:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Aza miantehitra amin’ny fanambakana,+

      Ary aza matoky ny fandrobana, fa zava-poana izany.+

      Na mitombo aza ny fanananareo, dia aza manankim-po amin’izany.+

  • 1 Timoty 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fa izay tapa-kevitra ny ho tonga mpanankarena dia latsaka ao amin’ny fakam-panahy+ sy ny fandrika ary ny faniriana maro tsy misy antony sady manimba,+ izay mandentika ny olona ao amin’ny fandringanana sy ny fanimban-tena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara