Josoa 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary ny azon’ny taranak’i Merary+ araka ny fianakaviany avy, dia tanàna roa ambin’ny folo, avy tamin’ny fokon’i Robena+ sy ny fokon’i Gada+ ary ny fokon’i Zebolona.+ 1 Tantara 6:77 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 77 Ary ny sisa tamin’ny taranak’i Merary dia nomena an’i Rimono+ sy ny kijanany, Tabara sy ny kijanany, avy tamin’ny fokon’i Zebolona.+
7 Ary ny azon’ny taranak’i Merary+ araka ny fianakaviany avy, dia tanàna roa ambin’ny folo, avy tamin’ny fokon’i Robena+ sy ny fokon’i Gada+ ary ny fokon’i Zebolona.+
77 Ary ny sisa tamin’ny taranak’i Merary dia nomena an’i Rimono+ sy ny kijanany, Tabara sy ny kijanany, avy tamin’ny fokon’i Zebolona.+